Accueil :: Editorial :: liste des ancien(ne)s :: Correspondance :: Inscription :: Album photos :: Archives :: Les profs :: Témoignages :: Retour de pélérinage :: Nouvelles de l'association :: Réunions des anciens :: FORUM :: Que sont-ils devenus:: Mail au webmaster

Retour

NOUVEAUX TEMOIGNAGES:
Reine -1967/68 -

AIZA NY TA1 TAMIN'NY TAONA 1980? BA VALIO E#1980#GASTON ANDRIANANDRASANA
mba mitady mpiara mianatra t@ 81-83. Tsy misy hitako intsony mihitsy afa-tsy iray monja dia i Vony (ny nom aloha dia miala tsiny fa tena adinoko). Niara-nianatra tao anatin'izany ry Raveloson Edith
#1982#RATOBISON Voahirana Hanitriniaina
tena ela marina tsy dia nahazo vaovao, mbola velona ihany ve ra Mika?...Mbola mitringz foana???....Aza tezitra nareo fa mifankahazo tsara izahay!! i Ando, Toky,Njara ihany izao sisa no hitako farany tao anatin' ny telo taona lasa izay!!! Ny sisa tena tsss!! o ra Tovo be, mbola miaraka amin' Miora ihany anga ela?? Ny fanontaniana aloha dia h##njaka
Bonjour! Misaotra an'ireo zoky nikarakara ka anahavita an'ity site ity satria d manomboka izao d ifandray @ alalan'ity ny ankizy t@zany ftoanandrony. Mitady an'ireo zay niaranianatra t@ko t@1999-2002 aho(Luxana),1ère A2 sy TA1 t@zany(oh:Raoul,Fenitra,Wyllicia,Vony,Mananasy,Ravaka,José...) Manantena ah fa ahazo valiny mahafinaritra#1999#Luxana,surnommée Lux
K'aiza! nankaiza ry 2nd 11 tam 1983 é! ry Tsiresy, Koto, sns i Berthin lasa maire n'i Sabnam. Dia nankaiza koa ny TA1 tam 1985? ry Bouba, ry Francine, Silvia etc... Veloma e!#1985#ramafadrahona (Andry) slt sao mba misy promotion TA3 t@2000 2001 é? na ta1 1999 2000 na 1d9 1998 1999 na 2nd9 1997 1998 zay mba to t@ zany fotoana é!!!#1997#katia
Misaotra ny olona namorona ny "site". Mafinaritra!#1999#Prisca
Salut salut Mitady news ny ankizy promo 1998/2001, 2nd 4, 1ère D? sy TD 8 a. ( FANEVA, José, Antsa, Volatantely, Harimbola, Liliane, Jobonina Nina, Rotsy, Jacky,Miaritiana,...) mba valio moa eeee fa maina d miandry anareo ato a zany okay merci #2001#Volatiana
Manao ahoana isika? Izaho mitady ny mpiara-nianatra tamiko 1976-1979, salle 25 (terrain basket). Misaotra mampita.
Jonnyrafa8@gmail.com #1979#Jonny
je recherche Augustine Tsiebo
#1970#d'Hébray Tina Martine
mba mitady ny promo 83-85 e! toa tsy misy hita ato mihintsy, fa angaha dia tsisy mampiasa internet mihintsy mba ampitao ity site ity e#1985#ravelosoa mickaël
j ai été élève au petit lycée de la 12eme à la 7eme et au grand lycée de la 6eme à la 3eme que celles qui m ont connue m ecrivent
j aimerais que sylvia ramanitra me contacte
bises à toutes
catherine penon#1963#"taï parasoa" la rouquine
makipenon@free.fr
Mba te hihaona na haheno vaovao am mpianatra TC3 année scolaire 1998-1999 e!!
nahafinaritra tam reny!!!
Nancy, Hanitra, Miora, Andry, Rija... no namako tao...
tam vo niditra TC3 dia niady #1998#Tahiry bises à toutes
#1998#Tahiry
tahrabets@yahoo.fr
Nandalo teo anoloan ny infirmerie aho ka tsaroako ilay fizarana nivaquine
( tsy tadidiko ny anaran ilay infirmiere)
ny anay afeninay ny nivaquine fa tsy arapaka nefa nisy dite mamy be
Fahatsiarovana daholo izany Dany 1974 - 1981

Chers amies,

Quelle nostalgie en voyant les photos de jul'f. Je suis de la génération 67/68.
Que de bons souvenirs. Hélas, tout passe et ne repasse.
Gros bisous à vous tous
Reine -1967/68 -
r.reine@free.fr