Retour

Toy izao no momba ahy amin'ny ambangovangony:

Maurice RABEMANANJARA:

Teraka ny 6 Avril 1956

Nanambady (maty tamin'ny Avril 2001)  fa tsy mbola niteraka

Nipetraka tao andrefan'Ambohijanahary tamin'izany andro izany.

Ni-double 1ère 1976 - Tsy afaka Pré-bac fa afaka Bac A2 tamin'io taona io.

Nanao Droit teny Ankatso - 1978-1983

Afaka Bac G2 tamin'ny 1983

Niasa nanao comptable tamin'ny cabinet d'expertise comptable, sociétés maromaro 1983-1988

Tonga teto Paris ny septembre 1988

Nanao AES tao Toulouse 1990 - RUSSE  tao amin'ny INALCO na langues'O (Paris) 1991

Nahazo ny DEA MALGACHE (section linguistique) INALCO (Paris) 1992-1997

Nanomana ny doctorat 1997 - 2002

Niasa foana teny anelanelany teny, saingy maro dia maro ny isany ka tsy ho voatanisa eto.