Retour

Bonjour,

Mba manantena "contact" @ ireo camarade de promo-ko tao @ Bahut aho raha azo atao : 2nd1 (1985-1986)option allemand ; 1éC1(1986-1987) ; TC3 (1987-1988). Aiza ry Rija, ra-Patrika, Bam, Nasolo, ra-Tin (Augustin), Hoby Rasoazanakolona (mon pote), Zonandrianina (zanak'i Mily-be), Iholy, Sendra, Mbola, Bakotiana, Fara, Patricia (miala tsiny amin'ireo izay tsy voatanisako eto. Izaho moa dia mamita  études-na chirurgie orthopédique eto @ CHU de Bordeaux. Misaotra mialoha an'ireo izay afaka mampita ity hafatro ity. A bientôt ! ra-Fredson.