Retour

izaho indray dia iray kilasy tamin'i ry erick manana(taona 75/76)fa tamin'izany ry erick toa efa nifantoka tany amin'ny hira ny sainaTadidiko fa vao nanomboka nisy mpianatra vehivavy tao amin'ny bahut ka ny tao aminay dia anakiroa ny prof tadidiko dia ny prof d'anglais mme Ratsimiah nanana voiture marque GS ary ny prof de francais mr Talent izay hadinonareo ny nanisy azy ao amin'ny liste ny prof.