Retour

Hitako mahafinaritra be ity site ity. Teo vao tsaroana daholo hoe nisy zavatra be dia be niseho tao amin'io lycée io. Hay ve efa hatramin'ny 1969 no nisy mpitoraka t@ boulette de pain teo @ lalana teo eo. Mbola nisy koa t@ 1983.

Jereo koa anie fa namokatra artiste be dia be izy e. Tamin'ny anay dia i Poopy sy i Naivo. Tamin'izany aloha toa mbola tsy niresaka loatra ry zareo e fa i Naivo mbola variana nanao interprétation Mahaleo.

Hadinonareo i Pasy kely prof de philo sy Mme Robline prof de sciences naturelles ary i Ngovitra moa sa koditra prof de sciences ?