Retour

Mbola tsaroako foana ny 2nd23 tamin'izany. Anaki-9 fotsiny ny lehilahy tamin'izany classe izany, ary marobe ny mitsiriritra ny tovovaviny ! Nafana koa ny theatre sy ny voamaintilany, indrindra rehefa mihira an'ilay hoe : "Ho tsarovantsika eto e..". Tsy tapaka mihitsy ny repetition t@ danse. Tsy tadidiko daholo ny anarany fa ny endrika no mbola ao antsaiko ao. Aiza daholo ianareo izay e...#1981#Dany Randrianatoavina