Retour

Aiza daholo ny troupe ny Zoo. Tsy tadidiko ny classe fa 1ère C (1980-81)fa ny rigolo dia nanana surnom daholo ny bande tao. Anarana biby io an!.... ary ny mampihomehy dia ohatra ny mi-correspondre @ physique na comportement ilay izy. Ao ny Gorille, Kangourou, Fanday, Kadradraka, Kankana, Gana, Totozy, Voalavo, Drosophylle,Gisa ... Hihomehezan'ny olona rehefa manao baolina eo @ terrain fa mifampiantso @ ilay surnom , équipe-ny Zoo. #1980#kankana