Retour

Vao nahafantatra ity site ty aho de nijery haingana, mety ka. Tao @ LAA no nanovozako fahalalana nadritra 3 ans. T@ taona naha P.A an' i Gabriel na i Dadavy no nidirako tao ka de voafehy tsara. Zao de mamahelo sahady ny fialana aho @ taona 'ty. Nafirtra ny fiarana rehtra tao na de nisy aza ny tsy fifankazahoana. Coucou ho an' ny 2nd 14 (2002-2003) 1ère D3(2003-2004) ary ny TA4 (2004-2005).Io no kilasy farany natao. Tsy fianarana ihany no tao fa mozika koa de slt an' i Dasy , Ndrema (battery), Mamy haja (guitare) ,sy le musicien rehtra tao.#2005#Kiady (2003-2005) na Médor na......