Accueil
L'église FJKM Version imprimable Suggérer par mail

 


 

L'église FJKM

 

ARCHIVES - JOBILY FAHA-140 TAONA FJKM VATOLAIVY 11-12 JOLAY 2009

Sabotsy 11 jolay 2009

9 ora : fotoam-pivavahana fanokafana notarihin’ny mpitandrina Fitandremana sy ny zanak’ampielezana

10 ora : fitokanana ny fampirantiana : tantaran’i Vatolaivy sy ny Fiangonana FJKM

Varotra fampisehoana (landy sy ny vokatry ny tany) 

Tolak’andro: Fifanakalozan-kevitra nikasika ny filazantsara ary lanonana isan-karazany ( fampitaha – marakely)

Alahady 12 jolay 2009

9 ora 30 : Fotoan-dehibe nankalazana ny jobily notarihin’ny Filoha synodaly Miarinarivo-Itasy

11 ora 30 : Vokatra sy fiaraha-nisakafo 


« Indro mametraka Fehizoro ao Ziona aho dia vato voafidy sady tsara » (Pet 2 :6.6)


Fifandraisana : Atoa Ranaivo Pascal : 0341914126 /

Atoa Ramanarivo Frank (Fik Vatokianja) tel: 0331244038 


  • Ankoatran'ny fankalazana izany andro lehibe izany moa dia fotoana mba nihaonan'ny zanak'ampielezana rehetra io na ny katolika na ny protestanta.
    Ka nisy fotoana nanomanana izany ny Alahady 21 jona tamin'ny 9 ora tao amin'ny EPP 67 ha. Nisy fotoam-pivavahana dia notohizana tamin'ny fikarakarana io JOBILY io.

Fampirantiana 

  • - mikasika ny tantaran'i Vatolaivy sy ny manodidina ( ny EPP, Ny eglizy katolika, ny tsena sns..)
    - mikasika ny fiangonana protestanta
    - Mikasika ny toe-karena sy kolon-tsaina ( landy, bononoka sns)
    Izay mampiavaka an'i Vatolaivy
    Sary ny tanàna tranainy.  
    Sarin'ny fiangonana protestanta sy ny zavatra rehetra nitranga tao ( mariazy sns) lava ihany mantsy izany 140 taona izany.

Trano heva hivarotana

  • Landy
    vokatry ny tany ny sakafo isan-karazany

Tanteraka soamantsara ny Tanjona voalohany dia ny nifankahitan'ny zanak'ampielezana rehetra nahafahana nanomana tetik'asa ampivoarana ny tanàna.

 

 

 
< Précédent   Suivant >
© 2017 Vatolaivy